plt_tn/hab/02/15.md

40 lines
878 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Nanoy namaly an'i Habakoka i Yaveh. Nohariny ho olona iray amin'ireo Kaldeana izy.
# Manisy ny poizinao
"Manisy ny poizinao amin'ny zava-pisotron'ireo"
# Ho feno fahamenarana ianao fa tsy voninahitra
"Tahaka ny nitadiavanao ny voninahi-dehibe, hitondran'Andriamanitra fahamenarana lehibe ho anareo"
# Ianao
Tokana
# Hisotro amin'izany
"Misotro amin'ny kaopy voapoizina"
# Ho avy aminao ny kapoakan'Yaveh eo an-tanany ankavanana
"Tahaka an'i Yaveh nanafay ireo firenena sasany amin'ny fahefany manontolo, hamaizany anao amin'ny fahefany rehetra"
# Ny kapoaka
"Tovay voapoizina"
# Tanana havanana
Ny tanana mahery
# Hiverina hitodika aminao
"Hanantona anao tahaka izay nataona amin'ny hafa"
# Hanarona ny voninahitrao ny fahafaham-baraka
"Ho hitan'ny olona ny fahafaham-barakanao ary tsy ho hitan'ny olona ny voninahitrao"