plt_tn/hab/02/15.md

878 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Nanoy namaly an'i Habakoka i Yaveh. Nohariny ho olona iray amin'ireo Kaldeana izy.

Manisy ny poizinao

"Manisy ny poizinao amin'ny zava-pisotron'ireo"

Ho feno fahamenarana ianao fa tsy voninahitra

"Tahaka ny nitadiavanao ny voninahi-dehibe, hitondran'Andriamanitra fahamenarana lehibe ho anareo"

Ianao

Tokana

Hisotro amin'izany

"Misotro amin'ny kaopy voapoizina"

Ho avy aminao ny kapoakan'Yaveh eo an-tanany ankavanana

"Tahaka an'i Yaveh nanafay ireo firenena sasany amin'ny fahefany manontolo, hamaizany anao amin'ny fahefany rehetra"

Ny kapoaka

"Tovay voapoizina"

Tanana havanana

Ny tanana mahery

Hiverina hitodika aminao

"Hanantona anao tahaka izay nataona amin'ny hafa"

Hanarona ny voninahitrao ny fahafaham-baraka

"Ho hitan'ny olona ny fahafaham-barakanao ary tsy ho hitan'ny olona ny voninahitrao"