# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Nanoy namaly an'i Habakoka i Yaveh. Nohariny ho olona iray amin'ireo Kaldeana izy. # Manisy ny poizinao "Manisy ny poizinao amin'ny zava-pisotron'ireo" # Ho feno fahamenarana ianao fa tsy voninahitra "Tahaka ny nitadiavanao ny voninahi-dehibe, hitondran'Andriamanitra fahamenarana lehibe ho anareo" # Ianao Tokana # Hisotro amin'izany "Misotro amin'ny kaopy voapoizina" # Ho avy aminao ny kapoakan'Yaveh eo an-tanany ankavanana "Tahaka an'i Yaveh nanafay ireo firenena sasany amin'ny fahefany manontolo, hamaizany anao amin'ny fahefany rehetra" # Ny kapoaka "Tovay voapoizina" # Tanana havanana Ny tanana mahery # Hiverina hitodika aminao "Hanantona anao tahaka izay nataona amin'ny hafa" # Hanarona ny voninahitrao ny fahafaham-baraka "Ho hitan'ny olona ny fahafaham-barakanao ary tsy ho hitan'ny olona ny voninahitrao"