plt_tn/hab/02/02.md

24 lines
806 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeany
Valian'Yaveh i Habakoka.
# Raketo izao fahitana izao, ary soraty mazava eo amin'ireo vato fisaka
Samy milaza zavatra mitovy ireo andian-teny ireo amin'ny fijery roa samihafa. Azo andikana azy ny hoe: "Soraty mazava amin'ny vato fisaka ny momban'Andriamanitra izay nolazaina aminao"
# Vato fisaka
Singam-bato fisaka na tanimanga izay ampiasaina amin'ny fanoratana izany.
# Mety ho afaka hamaky azy ireo mora foana
Afaka adika hoe 1) mora amin'ny olona ny mamaky azy amin'ny vato fisaka ary mamaky ireo amin'ny vahoaka na 2) ho mora amin'ny olona izay mamaky izany ny mamaky azy amin'izy ireo
# Ary hitranga amin'ny farany
Hitranga sy hihatra izay voasoratra
# Ary tsy hitaredretra
Ireo mety ho heviny dia: 1) "ary tsy miandry" na 2) "ary tsy tonga miadana"