plt_tn/hab/02/02.md

806 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeany

Valian'Yaveh i Habakoka.

Raketo izao fahitana izao, ary soraty mazava eo amin'ireo vato fisaka

Samy milaza zavatra mitovy ireo andian-teny ireo amin'ny fijery roa samihafa. Azo andikana azy ny hoe: "Soraty mazava amin'ny vato fisaka ny momban'Andriamanitra izay nolazaina aminao"

Vato fisaka

Singam-bato fisaka na tanimanga izay ampiasaina amin'ny fanoratana izany.

Mety ho afaka hamaky azy ireo mora foana

Afaka adika hoe 1) mora amin'ny olona ny mamaky azy amin'ny vato fisaka ary mamaky ireo amin'ny vahoaka na 2) ho mora amin'ny olona izay mamaky izany ny mamaky azy amin'izy ireo

Ary hitranga amin'ny farany

Hitranga sy hihatra izay voasoratra

Ary tsy hitaredretra

Ireo mety ho heviny dia: 1) "ary tsy miandry" na 2) "ary tsy tonga miadana"