# Fampahafantarana amin'ny ankapobeany Valian'Yaveh i Habakoka. # Raketo izao fahitana izao, ary soraty mazava eo amin'ireo vato fisaka Samy milaza zavatra mitovy ireo andian-teny ireo amin'ny fijery roa samihafa. Azo andikana azy ny hoe: "Soraty mazava amin'ny vato fisaka ny momban'Andriamanitra izay nolazaina aminao" # Vato fisaka Singam-bato fisaka na tanimanga izay ampiasaina amin'ny fanoratana izany. # Mety ho afaka hamaky azy ireo mora foana Afaka adika hoe 1) mora amin'ny olona ny mamaky azy amin'ny vato fisaka ary mamaky ireo amin'ny vahoaka na 2) ho mora amin'ny olona izay mamaky izany ny mamaky azy amin'izy ireo # Ary hitranga amin'ny farany Hitranga sy hihatra izay voasoratra # Ary tsy hitaredretra Ireo mety ho heviny dia: 1) "ary tsy miandry" na 2) "ary tsy tonga miadana"