plt_tn/hab/01/13.md

16 lines
499 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Nanohy niresaka momban'ireo miaramila Kaldeana tamin'Yaveh i Habakoka.
# Ireo izay mamadika
"Ireo Kaldeana, izay mahatoky na dia iray aza"
# Mitelina
"manimba" (UDB)
# Tahaka ny hazan-drano ao an-dranomasina ... tahaka ireo zavatra mandady
Mamoaka hevitra mitovy ireto andian-teny roa ireto izay nilazan'Andriamanitra tamin'ireo Kaldeana ny hitondrana ireo Israelita tahaka ny zavaboary tsy misy dikany, ary tsy tahaka ny tokony hitondrana ireo vahoaka.