plt_tn/hab/01/13.md

499 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Nanohy niresaka momban'ireo miaramila Kaldeana tamin'Yaveh i Habakoka.

Ireo izay mamadika

"Ireo Kaldeana, izay mahatoky na dia iray aza"

Mitelina

"manimba" (UDB)

Tahaka ny hazan-drano ao an-dranomasina ... tahaka ireo zavatra mandady

Mamoaka hevitra mitovy ireto andian-teny roa ireto izay nilazan'Andriamanitra tamin'ireo Kaldeana ny hitondrana ireo Israelita tahaka ny zavaboary tsy misy dikany, ary tsy tahaka ny tokony hitondrana ireo vahoaka.