# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Nanohy niresaka momban'ireo miaramila Kaldeana tamin'Yaveh i Habakoka. # Ireo izay mamadika "Ireo Kaldeana, izay mahatoky na dia iray aza" # Mitelina "manimba" (UDB) # Tahaka ny hazan-drano ao an-dranomasina ... tahaka ireo zavatra mandady Mamoaka hevitra mitovy ireto andian-teny roa ireto izay nilazan'Andriamanitra tamin'ireo Kaldeana ny hitondrana ireo Israelita tahaka ny zavaboary tsy misy dikany, ary tsy tahaka ny tokony hitondrana ireo vahoaka.