plt_tn/hab/01/12.md

428 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Miresaka momban'ireo miaramila Kaldeana tamin'Yaveh i Habakoka.

Moa ve tsy avy amin'ny fotoana fahiny Ianao, ry Yaveh Andriamanitro, ilay Iray Masiko?

DH: "mandrakizay Ianao, Andriamanitro Yaveh, ilay Iray Masiko."

Azy ireo ... azy ireo

Ireo Kaldeana

Vatolampy

Ny mpiharo an'Israely

Nametraka azy ireo ho ahitsy

"Efa tanjon'Israely ny anamafy orina ny fanitsiana azy ireo"