plt_tn/hab/01/12.md

20 lines
428 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Miresaka momban'ireo miaramila Kaldeana tamin'Yaveh i Habakoka.
# Moa ve tsy avy amin'ny fotoana fahiny Ianao, ry Yaveh Andriamanitro, ilay Iray Masiko?
DH: "mandrakizay Ianao, Andriamanitro Yaveh, ilay Iray Masiko."
# Azy ireo ... azy ireo
Ireo Kaldeana
# Vatolampy
Ny mpiharo an'Israely
# Nametraka azy ireo ho ahitsy
"Efa tanjon'Israely ny anamafy orina ny fanitsiana azy ireo"