# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Miresaka momban'ireo miaramila Kaldeana tamin'Yaveh i Habakoka. # Moa ve tsy avy amin'ny fotoana fahiny Ianao, ry Yaveh Andriamanitro, ilay Iray Masiko? DH: "mandrakizay Ianao, Andriamanitro Yaveh, ilay Iray Masiko." # Azy ireo ... azy ireo Ireo Kaldeana # Vatolampy Ny mpiharo an'Israely # Nametraka azy ireo ho ahitsy "Efa tanjon'Israely ny anamafy orina ny fanitsiana azy ireo"