plt_tn/hab/01/05.md

32 lines
792 B
Markdown

# Fahampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mamaly ny vavak'i Habakoka i Yaveh.
# Jereo ireo firenena ka hadihadio izy ireo
"Ianaro izay miseho teo amin'ireo firenena hafa"
# Ny sakan'ny tany
Afaka adika hoe: "1) na aiza na aiza ao Joda na 2) na aiza na aiza eto amin'izao tontolo izao.
# Hambabo
Haka an-keriny na hangalatra amin'ny olo-marina
# Trano
"Trano"
# Izy ireo ... izy ireo ... tenanareo
Ireo miaramilan'i Kaldeana. Hasandratr'Andriamanitra ny firenena Kaldeana, ary hanafika an'i Joda ireo miaramilan'ny Kaldeana.
# Mampatahotra sy mampihorohoro izy ireo
Mitovy ihany ny hevitrireo teny hoe: "mampihorohoro" sy "mampatahotra" amin'ny ankapobeany ary manasongadina ny tena tahotry ny sasany izy ireo. DH: "Mampitahotra mafy ireo hafa izy ireo."
# Famirapiratany
"Hoavy"