# Fahampahafantarana amin'ny ankapobeny Mamaly ny vavak'i Habakoka i Yaveh. # Jereo ireo firenena ka hadihadio izy ireo "Ianaro izay miseho teo amin'ireo firenena hafa" # Ny sakan'ny tany Afaka adika hoe: "1) na aiza na aiza ao Joda na 2) na aiza na aiza eto amin'izao tontolo izao. # Hambabo Haka an-keriny na hangalatra amin'ny olo-marina # Trano "Trano" # Izy ireo ... izy ireo ... tenanareo Ireo miaramilan'i Kaldeana. Hasandratr'Andriamanitra ny firenena Kaldeana, ary hanafika an'i Joda ireo miaramilan'ny Kaldeana. # Mampatahotra sy mampihorohoro izy ireo Mitovy ihany ny hevitrireo teny hoe: "mampihorohoro" sy "mampatahotra" amin'ny ankapobeany ary manasongadina ny tena tahotry ny sasany izy ireo. DH: "Mampitahotra mafy ireo hafa izy ireo." # Famirapiratany "Hoavy"