plt_tn/hab/01/05.md

792 B

Fahampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mamaly ny vavak'i Habakoka i Yaveh.

Jereo ireo firenena ka hadihadio izy ireo

"Ianaro izay miseho teo amin'ireo firenena hafa"

Ny sakan'ny tany

Afaka adika hoe: "1) na aiza na aiza ao Joda na 2) na aiza na aiza eto amin'izao tontolo izao.

Hambabo

Haka an-keriny na hangalatra amin'ny olo-marina

Trano

"Trano"

Izy ireo ... izy ireo ... tenanareo

Ireo miaramilan'i Kaldeana. Hasandratr'Andriamanitra ny firenena Kaldeana, ary hanafika an'i Joda ireo miaramilan'ny Kaldeana.

Mampatahotra sy mampihorohoro izy ireo

Mitovy ihany ny hevitrireo teny hoe: "mampihorohoro" sy "mampatahotra" amin'ny ankapobeany ary manasongadina ny tena tahotry ny sasany izy ireo. DH: "Mampitahotra mafy ireo hafa izy ireo."

Famirapiratany

"Hoavy"