plt_tn/hab/01/03.md

466 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeany

Nanohy ny vavany tamin'Andriamanitra i Habakoka.

Manangana fifanjevoana

"Manakaiky ny ady eo amin'ny samy olona"

Niodidina ny fahamarinana ny ratsy

Izany hoe ampijalian'ny tsy rariny ny olona marina satria 1) "manam-pahefana kokoa noho ny olo-marina ny olon-dratsy" na 2) "betsaka koakoa noho ny olo-marina ny olon-dratsy."

Mivoaka ny rariny diso

DH: "hiseho anoloan'ny rariny ny ratsy" na "mitombo ny tsy rariny"