plt_tn/hab/01/03.md

16 lines
466 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeany
Nanohy ny vavany tamin'Andriamanitra i Habakoka.
# Manangana fifanjevoana
"Manakaiky ny ady eo amin'ny samy olona"
# Niodidina ny fahamarinana ny ratsy
Izany hoe ampijalian'ny tsy rariny ny olona marina satria 1) "manam-pahefana kokoa noho ny olo-marina ny olon-dratsy" na 2) "betsaka koakoa noho ny olo-marina ny olon-dratsy."
# Mivoaka ny rariny diso
DH: "hiseho anoloan'ny rariny ny ratsy" na "mitombo ny tsy rariny"