# Fampahafantarana amin'ny ankapobeany Nanohy ny vavany tamin'Andriamanitra i Habakoka. # Manangana fifanjevoana "Manakaiky ny ady eo amin'ny samy olona" # Niodidina ny fahamarinana ny ratsy Izany hoe ampijalian'ny tsy rariny ny olona marina satria 1) "manam-pahefana kokoa noho ny olo-marina ny olon-dratsy" na 2) "betsaka koakoa noho ny olo-marina ny olon-dratsy." # Mivoaka ny rariny diso DH: "hiseho anoloan'ny rariny ny ratsy" na "mitombo ny tsy rariny"