plt_tn/hab/01/01.md

605 B

Ny hafatra izay noraisin'i Habakoka mpaminany

Manoritsoritra ny fiandohan'ny toko roa amin'ny boky ireo teny ireo. Mitaky fehezanteny feno eto ny fiteninareo hoe: "Izany no hafatra izay noraisin'i Habakoka mpaminany avy amin'Andriamanitra."

Yaveh

Io no anaran'Andriamanitra izay nambara tamin'ireo vahoaka tao amin'ny Testamenta taloha. Jereo ny fomba nandikana ny mahakasika an'i Yahveh ao amin'ny fandikan-teny maneran-tany.

Mandra-pahoviana no hiantsoako vonjy, ka tsy hihaino Ianao?

DH: "Efa mitomany fanampiana mandritra ny fotoana maharitra aho, nefa na izany aza tsy nihaino ahy Ianao!"