# Ny hafatra izay noraisin'i Habakoka mpaminany Manoritsoritra ny fiandohan'ny toko roa amin'ny boky ireo teny ireo. Mitaky fehezanteny feno eto ny fiteninareo hoe: "Izany no hafatra izay noraisin'i Habakoka mpaminany avy amin'Andriamanitra." # Yaveh Io no anaran'Andriamanitra izay nambara tamin'ireo vahoaka tao amin'ny Testamenta taloha. Jereo ny fomba nandikana ny mahakasika an'i Yahveh ao amin'ny fandikan-teny maneran-tany. # Mandra-pahoviana no hiantsoako vonjy, ka tsy hihaino Ianao? DH: "Efa mitomany fanampiana mandritra ny fotoana maharitra aho, nefa na izany aza tsy nihaino ahy Ianao!"