plt_tn/hab/01/01.md

12 lines
605 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ny hafatra izay noraisin'i Habakoka mpaminany
Manoritsoritra ny fiandohan'ny toko roa amin'ny boky ireo teny ireo. Mitaky fehezanteny feno eto ny fiteninareo hoe: "Izany no hafatra izay noraisin'i Habakoka mpaminany avy amin'Andriamanitra."
# Yaveh
Io no anaran'Andriamanitra izay nambara tamin'ireo vahoaka tao amin'ny Testamenta taloha. Jereo ny fomba nandikana ny mahakasika an'i Yahveh ao amin'ny fandikan-teny maneran-tany.
# Mandra-pahoviana no hiantsoako vonjy, ka tsy hihaino Ianao?
DH: "Efa mitomany fanampiana mandritra ny fotoana maharitra aho, nefa na izany aza tsy nihaino ahy Ianao!"