plt_tn/gen/38/24.md

40 lines
1.1 KiB
Markdown

# Ary
Nampiasaina izany teny izany mba hanamarihana ny fizaran-tantara vaovao.
# nisy nilaza tamin'i Joda
Afaka atao izany hoe: DH: "nisy olona nilaza tamin'i Joda"
# Tamara vinantovavinao
"Tamara, ilay vadin'ny zanakao lahimatoa"
# mitoe-jaza noho izany (...) izy
Ny teny hoe: "izany" dia ilazana ny "fijangajangana" izay nataony. Afaka atao izany hoe: DH: "nahabevohoka azy izany" na "bevohoka izy"
# Ento aty izy
"Ento mivoaka izy"
# aoka ho dorana izy
Afaka atao izany hoe: DH: "hodorantsika ho faty izy"
# Ary rehefa navoaka izy
Afaka atao izany hoe: DH: "Ary rehefa nentin'izy ireo nivoaka izy"
# ny rafozany
"ny rafozan-dahiny"
# Fanombohan-kasehy sy ny kofehinao .... tehina
Ny "fanombohan-kase" dia mitovitovy amin'ny vola izay ahitana sary sokitra, ampiasaina ho toy ny marika amin'ny savoka mitsonika. Ny "kofehy" dia napetaka tamin'ny fanombohan-kase mba hahafahan'ny tompony mitondra izany amin'ny tendany. Ny tehana indray dia hazo lava mitsatoka amin'ny tany izay manampy amin'ny fandehanana. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 38:17.
# Sela
Anaran'ny iray amin'ireo zanaka lahin'i Joda izany. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 38:3.