# Ary Nampiasaina izany teny izany mba hanamarihana ny fizaran-tantara vaovao. # nisy nilaza tamin'i Joda Afaka atao izany hoe: DH: "nisy olona nilaza tamin'i Joda" # Tamara vinantovavinao "Tamara, ilay vadin'ny zanakao lahimatoa" # mitoe-jaza noho izany (...) izy Ny teny hoe: "izany" dia ilazana ny "fijangajangana" izay nataony. Afaka atao izany hoe: DH: "nahabevohoka azy izany" na "bevohoka izy" # Ento aty izy "Ento mivoaka izy" # aoka ho dorana izy Afaka atao izany hoe: DH: "hodorantsika ho faty izy" # Ary rehefa navoaka izy Afaka atao izany hoe: DH: "Ary rehefa nentin'izy ireo nivoaka izy" # ny rafozany "ny rafozan-dahiny" # Fanombohan-kasehy sy ny kofehinao .... tehina Ny "fanombohan-kase" dia mitovitovy amin'ny vola izay ahitana sary sokitra, ampiasaina ho toy ny marika amin'ny savoka mitsonika. Ny "kofehy" dia napetaka tamin'ny fanombohan-kase mba hahafahan'ny tompony mitondra izany amin'ny tendany. Ny tehana indray dia hazo lava mitsatoka amin'ny tany izay manampy amin'ny fandehanana. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 38:17. # Sela Anaran'ny iray amin'ireo zanaka lahin'i Joda izany. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 38:3.