plt_tn/gen/35/16.md

44 lines
1.3 KiB
Markdown

# Efratà
Anarana hafa iantsoana ny tanànan'i Betlehema izany.
# Saro-piterahana izy
"Tena nandalo fotoan-tsarotra sy mafy tokoa izy raha niteraka ilay zaza"
# Raha tao anatin'ny fangirifirian'ny fahasarotam-piterahana izy
"raha tamin'ny fara-tapon'ny fangirifiriana ny fiterahana izy"
# mpampivelona
olona izay manampy ny vehivavy mandritra ny fiterahany na famoahany zaza
# Ary raha teo am-pialany aina, tamin'ny fara-fofonainy
Ny "fara-fofonaina" dia fofonaina farany mialohan'ny hahafaty ny olona iray. DH: "Mialoha kelin'ny nahafatesany, raha nitroka ny fara-fofonainy izy"
# Benony
Ireo mpandika teny dia afaka manampy fanamarihana ambany pejy milaza hoe :''Ny anarana hoe Benony dia midika hoe 'zanaky ny alaheloko.'''
# Benjamina
Ireo mpandika teny dia afaka manampy fanamarihana ambany pejy milaza hoe : ''Ny anarana hoe Benjamina dia midika hoe 'zanaky ny tanako ankavanana.''' Ny andian-teny hoe "tanana an-kavanana" dia manondro ny toerana famindrampo miavaka.
# ary nalevina
Afaka atao izany hoe: DH: "ary dia nandevina azy izy ireo"
# teny amin'ny lalana
"mankany amin'ny lalana" (UDB)
# Izany no famantarana ny fasan'i Rahely hatramin'izao
"Izany no manamarika ny fasan'i Rahely hatramin'izao"
# hatramin'izao
"hatramin'izao fotoana izao." Ny heviny dia hatramin'ny fotoana nanoratan'ny mpanoratra izany.