# Efratà Anarana hafa iantsoana ny tanànan'i Betlehema izany. # Saro-piterahana izy "Tena nandalo fotoan-tsarotra sy mafy tokoa izy raha niteraka ilay zaza" # Raha tao anatin'ny fangirifirian'ny fahasarotam-piterahana izy "raha tamin'ny fara-tapon'ny fangirifiriana ny fiterahana izy" # mpampivelona olona izay manampy ny vehivavy mandritra ny fiterahany na famoahany zaza # Ary raha teo am-pialany aina, tamin'ny fara-fofonainy Ny "fara-fofonaina" dia fofonaina farany mialohan'ny hahafaty ny olona iray. DH: "Mialoha kelin'ny nahafatesany, raha nitroka ny fara-fofonainy izy" # Benony Ireo mpandika teny dia afaka manampy fanamarihana ambany pejy milaza hoe :''Ny anarana hoe Benony dia midika hoe 'zanaky ny alaheloko.''' # Benjamina Ireo mpandika teny dia afaka manampy fanamarihana ambany pejy milaza hoe : ''Ny anarana hoe Benjamina dia midika hoe 'zanaky ny tanako ankavanana.''' Ny andian-teny hoe "tanana an-kavanana" dia manondro ny toerana famindrampo miavaka. # ary nalevina Afaka atao izany hoe: DH: "ary dia nandevina azy izy ireo" # teny amin'ny lalana "mankany amin'ny lalana" (UDB) # Izany no famantarana ny fasan'i Rahely hatramin'izao "Izany no manamarika ny fasan'i Rahely hatramin'izao" # hatramin'izao "hatramin'izao fotoana izao." Ny heviny dia hatramin'ny fotoana nanoratan'ny mpanoratra izany.