plt_tn/gal/06/09.md

401 B

Aoka isika mba tsy ho reraka amin'ny fanaovan-tsoa

"tokony hanohy hanao soa hatrany isika"

fanaovan-tsoa

hanao soa amin'ny hafa hahatsara azy ireo

amin'ny fotoana mety

"fa amin'ny fotoana voatendry" na "satria amin'ny fotoana voafidin'Andriamanitra"

Koa noho izany

"vokatr'izany"

ireo fianakavian'ny finoana

"ireo izay isan'ny fianakavian'Andriamanitra amin'ny finoana an'i Kristy"