# Aoka isika mba tsy ho reraka amin'ny fanaovan-tsoa "tokony hanohy hanao soa hatrany isika" # fanaovan-tsoa hanao soa amin'ny hafa hahatsara azy ireo # amin'ny fotoana mety "fa amin'ny fotoana voatendry" na "satria amin'ny fotoana voafidin'Andriamanitra" # Koa noho izany "vokatr'izany" # ireo fianakavian'ny finoana "ireo izay isan'ny fianakavian'Andriamanitra amin'ny finoana an'i Kristy"