plt_tn/gal/06/09.md

20 lines
401 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Aoka isika mba tsy ho reraka amin'ny fanaovan-tsoa
"tokony hanohy hanao soa hatrany isika"
# fanaovan-tsoa
hanao soa amin'ny hafa hahatsara azy ireo
# amin'ny fotoana mety
"fa amin'ny fotoana voatendry" na "satria amin'ny fotoana voafidin'Andriamanitra"
# Koa noho izany
"vokatr'izany"
# ireo fianakavian'ny finoana
"ireo izay isan'ny fianakavian'Andriamanitra amin'ny finoana an'i Kristy"