plt_tn/gal/06/06.md

1.1 KiB

teny

Eto izany dia ilazana ny zavatra rehetra nolazain'Andriamanitra na nandidiany, toy ny hoe "tenin'Andriamanitra" na "ny tenin'ny fahamariana"

izay rehetra ambolen'ny olona, dia ho jinjainy koa

Ny fambolena dia maneho fanaovana zavatra izay miafara amina vokatra, ary ny fijinjana dia anehoana ny fiainana ny vokatry ny natao. DH: "tahaka ny hijinjan'ny mpamboly ny vokatry ny voa izay namboleny, dia hiaina ny vokatr'izay rehetra ataony toy izany koa ny olon-drehetra"

mamboly voa amin'ny toetrany feno fahotana

"mamboly voa araka ny toetrany feno fahotana." Io dia ilazana ny fanaovana izay tiany hatao nohon'ny toetrany feno fahotana. DH: "mamboly voa araka izay tiany nohon'ny toetrany feno fahotana" na "manao ireo zavatra tiany atao nohon'ny toetrany feno fahotana"

avy amin'izany no hijinjany fahasimbana

"dia hahazo famaizana noho izay vitany"

mamboly voa amin'ny Fanahy

"manao ireo zavatra tian'ny Fanahin'Andriamanitra"

amin'ny Fanahy no hijinjany ny fiainana mandrakizay

"dia handray ny fiainana mandrakizay ho valim-pitia avy amin'ny Fanahin'Andriamanitra"