# teny Eto izany dia ilazana ny zavatra rehetra nolazain'Andriamanitra na nandidiany, toy ny hoe "tenin'Andriamanitra" na "ny tenin'ny fahamariana" # izay rehetra ambolen'ny olona, dia ho jinjainy koa Ny fambolena dia maneho fanaovana zavatra izay miafara amina vokatra, ary ny fijinjana dia anehoana ny fiainana ny vokatry ny natao. DH: "tahaka ny hijinjan'ny mpamboly ny vokatry ny voa izay namboleny, dia hiaina ny vokatr'izay rehetra ataony toy izany koa ny olon-drehetra" # mamboly voa amin'ny toetrany feno fahotana "mamboly voa araka ny toetrany feno fahotana." Io dia ilazana ny fanaovana izay tiany hatao nohon'ny toetrany feno fahotana. DH: "mamboly voa araka izay tiany nohon'ny toetrany feno fahotana" na "manao ireo zavatra tiany atao nohon'ny toetrany feno fahotana" # avy amin'izany no hijinjany fahasimbana "dia hahazo famaizana noho izay vitany" # mamboly voa amin'ny Fanahy "manao ireo zavatra tian'ny Fanahin'Andriamanitra" # amin'ny Fanahy no hijinjany ny fiainana mandrakizay "dia handray ny fiainana mandrakizay ho valim-pitia avy amin'ny Fanahin'Andriamanitra"