plt_tn/gal/06/06.md

24 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# teny
Eto izany dia ilazana ny zavatra rehetra nolazain'Andriamanitra na nandidiany, toy ny hoe "tenin'Andriamanitra" na "ny tenin'ny fahamariana"
# izay rehetra ambolen'ny olona, dia ho jinjainy koa
Ny fambolena dia maneho fanaovana zavatra izay miafara amina vokatra, ary ny fijinjana dia anehoana ny fiainana ny vokatry ny natao. DH: "tahaka ny hijinjan'ny mpamboly ny vokatry ny voa izay namboleny, dia hiaina ny vokatr'izay rehetra ataony toy izany koa ny olon-drehetra"
# mamboly voa amin'ny toetrany feno fahotana
"mamboly voa araka ny toetrany feno fahotana." Io dia ilazana ny fanaovana izay tiany hatao nohon'ny toetrany feno fahotana. DH: "mamboly voa araka izay tiany nohon'ny toetrany feno fahotana" na "manao ireo zavatra tiany atao nohon'ny toetrany feno fahotana"
# avy amin'izany no hijinjany fahasimbana
"dia hahazo famaizana noho izay vitany"
# mamboly voa amin'ny Fanahy
"manao ireo zavatra tian'ny Fanahin'Andriamanitra"
# amin'ny Fanahy no hijinjany ny fiainana mandrakizay
"dia handray ny fiainana mandrakizay ho valim-pitia avy amin'ny Fanahin'Andriamanitra"