plt_tn/gal/06/03.md

623 B

Fa

"Satria." Ny teny manaraka eo dia ny antony tokony 1) "hifampitondrana ny mavesatra" (6:1) na 2) hitandremana mba tsy ho azon'ny fakam-panahy 96:1) na 3) "mba tsy hanjary hieboebo" (5:1).

ny tenany ho zavatra

"olona manan-danja izy" na "tsara mihoatra ny hafa izy"

tsinotsinona

"olona tsy misy lanja izy" na "ratsy mihoatra ny hafa izy"

Tokony ... ny tsirairay

Tokony ... ny olona tsirairay"

samy hitondra ny entany avy ny olona tsirairay

"ny olona tsirairay dia ho tsaraina amin'ny asany ihany" na "ho tompon'andraikitra amin'ny asany ihany ny olona tsirairay"

ny olona tsirairay

"ny tsirairay"