# Fa "Satria." Ny teny manaraka eo dia ny antony tokony 1) "hifampitondrana ny mavesatra" (6:1) na 2) hitandremana mba tsy ho azon'ny fakam-panahy 96:1) na 3) "mba tsy hanjary hieboebo" (5:1). # ny tenany ho zavatra "olona manan-danja izy" na "tsara mihoatra ny hafa izy" # tsinotsinona "olona tsy misy lanja izy" na "ratsy mihoatra ny hafa izy" # Tokony ... ny tsirairay Tokony ... ny olona tsirairay" # samy hitondra ny entany avy ny olona tsirairay "ny olona tsirairay dia ho tsaraina amin'ny asany ihany" na "ho tompon'andraikitra amin'ny asany ihany ny olona tsirairay" # ny olona tsirairay "ny tsirairay"