plt_tn/gal/06/03.md

24 lines
623 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fa
"Satria." Ny teny manaraka eo dia ny antony tokony 1) "hifampitondrana ny mavesatra" (6:1) na 2) hitandremana mba tsy ho azon'ny fakam-panahy 96:1) na 3) "mba tsy hanjary hieboebo" (5:1).
# ny tenany ho zavatra
"olona manan-danja izy" na "tsara mihoatra ny hafa izy"
# tsinotsinona
"olona tsy misy lanja izy" na "ratsy mihoatra ny hafa izy"
# Tokony ... ny tsirairay
Tokony ... ny olona tsirairay"
# samy hitondra ny entany avy ny olona tsirairay
"ny olona tsirairay dia ho tsaraina amin'ny asany ihany" na "ho tompon'andraikitra amin'ny asany ihany ny olona tsirairay"
# ny olona tsirairay
"ny tsirairay"