plt_tn/gal/05/03.md

893 B

Mijoro vavolombelona

"manambara" na "ho vavolombelona"

amin'ny olona tsirairay indray aho izay mamela ny tenany ho voafora

Mampiasa ny famorana i Paoly mba hilazana ny maha-Jiosy. DH: "ho an'ny olona rehetra izay lasa Jiosy"

voatery

"voafatotra" na "andevozina"

Tafasaraka tamin'i Kristy ianareo

"Natsahatrareo ny fifandraisanareo tamin'i Kristy"

izay te ho hamarinina amin'ny alalan'ny lalàna

Miresaka amin'ny fomba misy eso i Paoly eto. Ny tena marina dia mampianatra izy fa tsy misy Jiosy voamarina amin'ny fiezahana hanao ny asa izay takian'ny lalàna. DH: "ianareo rehetra izay mihevitra fa afaka ny ho voamarina amin'ny fanaovana ny asa izay takian'ny lalàna" na "ianareo izay te ho voamarina amin'ny lalàna"

tsy miaina fahasoavana intsony ianareo

Azo azavaina kokoa hoe avy amin'iza izany fahasoavana izany. DH: "Tsy haneho fahasoavana aminareo Andriamanitra"