plt_tn/gal/05/03.md

24 lines
893 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Mijoro vavolombelona
"manambara" na "ho vavolombelona"
# amin'ny olona tsirairay indray aho izay mamela ny tenany ho voafora
Mampiasa ny famorana i Paoly mba hilazana ny maha-Jiosy. DH: "ho an'ny olona rehetra izay lasa Jiosy"
# voatery
"voafatotra" na "andevozina"
# Tafasaraka tamin'i Kristy ianareo
"Natsahatrareo ny fifandraisanareo tamin'i Kristy"
# izay te ho hamarinina amin'ny alalan'ny lalàna
Miresaka amin'ny fomba misy eso i Paoly eto. Ny tena marina dia mampianatra izy fa tsy misy Jiosy voamarina amin'ny fiezahana hanao ny asa izay takian'ny lalàna. DH: "ianareo rehetra izay mihevitra fa afaka ny ho voamarina amin'ny fanaovana ny asa izay takian'ny lalàna" na "ianareo izay te ho voamarina amin'ny lalàna"
# tsy miaina fahasoavana intsony ianareo
Azo azavaina kokoa hoe avy amin'iza izany fahasoavana izany. DH: "Tsy haneho fahasoavana aminareo Andriamanitra"