# Mijoro vavolombelona "manambara" na "ho vavolombelona" # amin'ny olona tsirairay indray aho izay mamela ny tenany ho voafora Mampiasa ny famorana i Paoly mba hilazana ny maha-Jiosy. DH: "ho an'ny olona rehetra izay lasa Jiosy" # voatery "voafatotra" na "andevozina" # Tafasaraka tamin'i Kristy ianareo "Natsahatrareo ny fifandraisanareo tamin'i Kristy" # izay te ho hamarinina amin'ny alalan'ny lalàna Miresaka amin'ny fomba misy eso i Paoly eto. Ny tena marina dia mampianatra izy fa tsy misy Jiosy voamarina amin'ny fiezahana hanao ny asa izay takian'ny lalàna. DH: "ianareo rehetra izay mihevitra fa afaka ny ho voamarina amin'ny fanaovana ny asa izay takian'ny lalàna" na "ianareo izay te ho voamarina amin'ny lalàna" # tsy miaina fahasoavana intsony ianareo Azo azavaina kokoa hoe avy amin'iza izany fahasoavana izany. DH: "Tsy haneho fahasoavana aminareo Andriamanitra"