forked from WA-Catalog/plt_tn
8 lines
327 B
Markdown
8 lines
327 B
Markdown
# Mandinika ireo andro sy ireo volana ary ireo vanim-potoana sy ireo taona ianareo!
|
|
|
|
I Paoly dia miresaka ny amin'ny fitandreman'izy ireo mba hankalaza fotoana sasantsasany, amin'ny fiheverana fa ny fanaovana izany no hanamarina azy ireo eo amin'Andriamanitra.
|
|
|
|
# ho zava-poana
|
|
|
|
"ho tsy misy dikany" na "tsy hisy fiantraikany"
|