plt_tn/gal/04/10.md

327 B

Mandinika ireo andro sy ireo volana ary ireo vanim-potoana sy ireo taona ianareo!

I Paoly dia miresaka ny amin'ny fitandreman'izy ireo mba hankalaza fotoana sasantsasany, amin'ny fiheverana fa ny fanaovana izany no hanamarina azy ireo eo amin'Andriamanitra.

ho zava-poana

"ho tsy misy dikany" na "tsy hisy fiantraikany"