# Mandinika ireo andro sy ireo volana ary ireo vanim-potoana sy ireo taona ianareo! I Paoly dia miresaka ny amin'ny fitandreman'izy ireo mba hankalaza fotoana sasantsasany, amin'ny fiheverana fa ny fanaovana izany no hanamarina azy ireo eo amin'Andriamanitra. # ho zava-poana "ho tsy misy dikany" na "tsy hisy fiantraikany"