plt_tn/gal/03/17.md

527 B

Fa raha avy amin'ny lalàna ny lova, dia tsy avy amin'ny fampanantenana intsony izany

Miresaka momba ana toe-javatra izay tsy nisy i Paoly mba hanindriana fa tamin'ny alalan'ny fampanantenana ihany no niavian'ny lova. DH: "tonga amintsika amin'ny alalan'ny fampanantenana ny lova, satria tsy afaka nitandrina ireo fitakian'ny lalàn'Andriamanitra isika"

lova

Ny fandraisana izay nampanantenain'Andriamanitra eto dia atao toy ny hoe lova tany sy harena avy amin'ny fianakaviana, sady fitahiana sy fanavotana mandrakizay.