# Fa raha avy amin'ny lalàna ny lova, dia tsy avy amin'ny fampanantenana intsony izany Miresaka momba ana toe-javatra izay tsy nisy i Paoly mba hanindriana fa tamin'ny alalan'ny fampanantenana ihany no niavian'ny lova. DH: "tonga amintsika amin'ny alalan'ny fampanantenana ny lova, satria tsy afaka nitandrina ireo fitakian'ny lalàn'Andriamanitra isika" # lova Ny fandraisana izay nampanantenain'Andriamanitra eto dia atao toy ny hoe lova tany sy harena avy amin'ny fianakaviana, sady fitahiana sy fanavotana mandrakizay.