plt_tn/gal/03/17.md

8 lines
527 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fa raha avy amin'ny lalàna ny lova, dia tsy avy amin'ny fampanantenana intsony izany
Miresaka momba ana toe-javatra izay tsy nisy i Paoly mba hanindriana fa tamin'ny alalan'ny fampanantenana ihany no niavian'ny lova. DH: "tonga amintsika amin'ny alalan'ny fampanantenana ny lova, satria tsy afaka nitandrina ireo fitakian'ny lalàn'Andriamanitra isika"
# lova
Ny fandraisana izay nampanantenain'Andriamanitra eto dia atao toy ny hoe lova tany sy harena avy amin'ny fianakaviana, sady fitahiana sy fanavotana mandrakizay.