plt_tn/gal/02/20.md

541 B

Zanak'Andriamanitra

Fiantsoana manan-danja an'i Jesosy io.

Tsy manilika ... aho

DH: ''Hamafisiko ny lanjan'ny"

fa raha ny fahamarinana no azo ... ny nahafatesan'i Kristy

Mamaritra tranga mbola tsy nisy mihitsy i Paoly. DH: "fa tsy nisy fahamarinana ... noho izany dia tsy maty ... i Kristy"

raha azo amin'ny lalàna ny fahamarinana

"raha afaka ny ho marina amin'ny alalan'ny fitandremana ny lalàna ny olona iray"

dia tsy misy dikany ny nahafatesan'i Kristy

"dia tsy nahatanteraka na inona na inona tamin'ny fahafatesana"