# Zanak'Andriamanitra Fiantsoana manan-danja an'i Jesosy io. # Tsy manilika ... aho DH: ''Hamafisiko ny lanjan'ny" # fa raha ny fahamarinana no azo ... ny nahafatesan'i Kristy Mamaritra tranga mbola tsy nisy mihitsy i Paoly. DH: "fa tsy nisy fahamarinana ... noho izany dia tsy maty ... i Kristy" # raha azo amin'ny lalàna ny fahamarinana "raha afaka ny ho marina amin'ny alalan'ny fitandremana ny lalàna ny olona iray" # dia tsy misy dikany ny nahafatesan'i Kristy "dia tsy nahatanteraka na inona na inona tamin'ny fahafatesana"