plt_tn/gal/02/20.md

20 lines
541 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Zanak'Andriamanitra
Fiantsoana manan-danja an'i Jesosy io.
# Tsy manilika ... aho
DH: ''Hamafisiko ny lanjan'ny"
# fa raha ny fahamarinana no azo ... ny nahafatesan'i Kristy
Mamaritra tranga mbola tsy nisy mihitsy i Paoly. DH: "fa tsy nisy fahamarinana ... noho izany dia tsy maty ... i Kristy"
# raha azo amin'ny lalàna ny fahamarinana
"raha afaka ny ho marina amin'ny alalan'ny fitandremana ny lalàna ny olona iray"
# dia tsy misy dikany ny nahafatesan'i Kristy
"dia tsy nahatanteraka na inona na inona tamin'ny fahafatesana"