plt_tn/gal/02/15.md

604 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Milaza amin'ireo mpino i Paoly fa ireo Jiosy izay mahafantatra ny lalàna, sy ireo Jentilisa izay tsy mahafantatra ny lalàna, dia voavonjy amin'ny finoana an'i Kristy ihany fa tsy amin'ny fitandremana ny lalàna.

tsy mpanota Jentilisa

"tsy ireo antsoin'ny Jiosy hoe mpanota Jentilisa"

Isika ihany koa dia tonga tamin'ny finoana an'i Kristy Jesosy

"Nino an'i Kristy Jesosy isika"

Isika

Mety ho manondro an'i Paoly sy ireo olona hafa io fa tsy ireo Galatiana.

tsy hisy nofo

Ny teny hoe "nofo" eto dia ilazana ilay olona manontolo. DH: "tsy misy olona"