plt_tn/gal/02/15.md

20 lines
604 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Milaza amin'ireo mpino i Paoly fa ireo Jiosy izay mahafantatra ny lalàna, sy ireo Jentilisa izay tsy mahafantatra ny lalàna, dia voavonjy amin'ny finoana an'i Kristy ihany fa tsy amin'ny fitandremana ny lalàna.
# tsy mpanota Jentilisa
"tsy ireo antsoin'ny Jiosy hoe mpanota Jentilisa"
# Isika ihany koa dia tonga tamin'ny finoana an'i Kristy Jesosy
"Nino an'i Kristy Jesosy isika"
# Isika
Mety ho manondro an'i Paoly sy ireo olona hafa io fa tsy ireo Galatiana.
# tsy hisy nofo
Ny teny hoe "nofo" eto dia ilazana ilay olona manontolo. DH: "tsy misy olona"