# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Milaza amin'ireo mpino i Paoly fa ireo Jiosy izay mahafantatra ny lalàna, sy ireo Jentilisa izay tsy mahafantatra ny lalàna, dia voavonjy amin'ny finoana an'i Kristy ihany fa tsy amin'ny fitandremana ny lalàna. # tsy mpanota Jentilisa "tsy ireo antsoin'ny Jiosy hoe mpanota Jentilisa" # Isika ihany koa dia tonga tamin'ny finoana an'i Kristy Jesosy "Nino an'i Kristy Jesosy isika" # Isika Mety ho manondro an'i Paoly sy ireo olona hafa io fa tsy ireo Galatiana. # tsy hisy nofo Ny teny hoe "nofo" eto dia ilazana ilay olona manontolo. DH: "tsy misy olona"