plt_tn/gal/02/09.md

20 lines
451 B
Markdown

# nanorina ny fiangonana
Izy ireo no lehilahy izay nampianatra ny olona momba an'i Jesosy ary nandresy lahatra ny olona mba hino an'i Jesosy.
# ny fahasoavana izay nomena ahy
"fa nalemy fanahy tamiko Andiamanitra"
# nanome ... tanana ankavanan'ny fiombonana
"nandray ... tahaka ny mpiara-miasa" na "nandray ... tamim-panajana"
# tanana ankavanan'ny
"ny tanana ankavanan'izy ireo"
# hahatsiaro ny mahantra
"hiahy ny amin'ny filan'ny mahantra"